Entry | 1 tsy ankanavaka |
Elementary words | 2 tsy |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [tsy an-kanavaka]
rehetra rehetra, daholo [1.1] |
Explanations in French |
5 [tsy an-kanavaka]
indistinctement, sans faire de différence [1.3] |
Examples |
6 Ilay velona mandrakizay, no nahary ny zavatra rehetra tsy ankanavaka.
[2.996]
7 Tezitra koa anefa, tsy tezitra amin' ilay Vazaha niasany maina ihany, fa tezitra amin' ny Vazaha rehetra tsy ankanavaka. [2.472] 8 Ary rahefa izany, dia fo tsy manan-tsiny sy tsy miefitrefitra no iraisana tanteraka amin' ny maty rehetra sy ny velona tsy ankanavaka. [2.296] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |